Maitso Nation, mpihira.

Ny tarika Maitso Nation dia tarika mivohy ny gadona gasy fusion . Ny dikany hoe MAITSO NATION dia fanantenana ny tontolo izany hoe ny loko maitso dia fanantenana izay hita soritra ao amin ny lokom pirenena malagasy. Nation dia ny tontolo izay hiainana .

Leave A Comment