MAGE4 : « Retour en force » & « Fanatitra »

Elaela tsy tazana teny an-tsehatra ny Mage4, tarika tsy mila ampahafantarina ireo mpankafy ny mozika rock eto Madagasikara intsony. Tsy ny mpankafy ny gadona mavesatra ihany nefa no tia ny hiran’ity tarika ity fa ny rehetra mihintsy noho ny fahaizany mampifanandrify ny tononkira amin’ny fitiavan’ny mpihaino. Hamoaka raki-kira ny Mage4 amin’ny 19 jona izao mandritra ny seho ho atao etsy Antahamanitra. Fanazavana entin’i Ken eo amin’ny sarin’i Mandimby Maharo sy Lazarus.

Leave A Comment