Valiha : zavamaneno ho an’ny rehetra

Zavamaneno tranainy indrindra eto Madagasikara ny valiha satria dia efa tany @ 2000 taona lasa tany no nahatongavany teto. raha ny fandalinana atonireo mpikaroka dia zavamaneno mitaiza sy mikolo ny saina sy fanahin’ny malagasy ny valiha. Tsy mety lefy ary vao maika ary ankafizin’ny mpankafy mozika izy ity noho ny fanavaozana sy fampanarahana ny vaninandro entin »ireo mpamorona sy mpitendry azy.

Leave A Comment